|
|
|
|

Entrée1 paoma
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira. [1.1]
Explications en anglais  4an apple. [1.7]
Explications en français  5pomme. [1.8]
6(du français : pomme). Orthographe moderne. Malus communis Desf. (Rosaceae). Nom de la pomme (fruit) et du Pommier. Ce sont surtout des variétés françaises qui ont été introduites, notamment la Reinette du Mans, qu'on a baptisée à Madagascar « Pomme de Soanindrariny ». Elles ont été multipliées par les Stations agricoles d'Antsirabe et de Nanisana. Autrefois, une petite usine fabriquait des jus de pomme : ranom-paoma ; Malzac orthographiait poma.. [Merina] [1.196]
Exemples  7 paoma, voaloboka, voasary, mananasy no taterin' ny fiara vaventy miditra ato isan' andro. [2.445]
8 Mahavariana anay, fony izahay tany ampitan'ny ranomasina, ny nahatsikaritra fa ny akondro nohafarana tany am-paran'ny tany fa iray alina kilometatra izay akaiky indrindra, dia mitovy vidy noho ny paoma sy ny paiso nalaina tetsy amin'ny roapolo sy telopolo kilometatra manodidina an'i Paris sy Bruxelles. [2.503]
Vocabulaire  9 Botanique: fruit
Autres orthographes  10poma
Nom scientifique 

Anagrammes  11 aompa, 12 pamoa, 13 paoma

Mis à jour le 2025/09/12