|
|
|
|

Entrée1  paradisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity. [1.1]
Explications en anglais  4 paradise. [1.7]
Explications en français  5 paradis. [1.8]
Exemples  6  Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany; [2.346#44]
7  anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#]
Autres orthographes  8 paradizy
Article  9 Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/11