Entrée patrapatrahana (patrapatraka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana [1.1]
Morphologie 
Présent : patrapatrahana, patrapatrahako, patrapatrahanao, patrapatrahany, patrapatrahantsika, patrapatrahanay, patrapatrahanareo, patrapatrahan', patrapatrahan-, patrapatraham-, patrapatraha-
Passé : nopatrapatrahana, nopatrapatrahako, nopatrapatrahanao, nopatrapatrahany, nopatrapatrahantsika, nopatrapatrahanay, nopatrapatrahanareo, nopatrapatrahan', nopatrapatrahan-, nopatrapatraham-, nopatrapatraha-
Futur : hopatrapatrahana, hopatrapatrahako, hopatrapatrahanao, hopatrapatrahany, hopatrapatrahantsika, hopatrapatrahanay, hopatrapatrahanareo, hopatrapatrahan', hopatrapatrahan-, hopatrapatraham-, hopatrapatraha-
Impératif : patrapatraho

Mis à jour le 2023/01/05