Entrée pelaka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] fisaka [Rakotosaona 1972]
   Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo). [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   pelapelaka

Entrée pelaka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] jamba [Rakotosaona 1972]

2013/05/14