| Entrée | 1 pepipepy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 same as pempena [1.2] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 8 pempena, papapapa |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|