|
|
|
|

Entrée (1/2)1  perana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  petra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana

Entrée (2/2)9  perana
Partie du discours  10  verbe passif
Radical  11  petra
Explications en malgache  12  [1.1] Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany
Synonymes  13  peperana

Anagrammes  14  pañare, pañera, perana

Mis à jour le 2025/07/29