Entrée perovianina
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perovianina no voalohany amin' ny fanjonoana eran' izao tontolo izao
¶ Momba an' i Peroa, an' i Peroa na avy any Peroa: Fomba perovianina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Peruvian [3.1]
Définition française péruvien, péruvienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: péruvien.
Analogues  Peroa

Mis à jour le 2012/12/26