| Entrée | 1 pesipesenina |
| Partie du discours | 2 verbe passif |
| Explications en malgache |
3 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesenina ny haben' ny masoandro.
[1.1] |
| Exemples |
4 azo antoka anefa fa tsy ho laitra aloa vola satria tsy hotaka-pesipesenina ny sandan' ny fanarenana ny takaitra.
[4.27#]
|
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 8 pesipesinina |
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|