Entrée | 1 peta-drindrina |
Mots élémentaires | 2 petaka, 3 rindrina |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano [1.1] 6 [petadrindrina] (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro [1.1] |
Explications en anglais |
7 A wainscot. See saridiseza [1.2] |
Explications en français |
8 affichage [1.13] |
Exemples |
9 Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy.
[1.369#]
10 Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356#] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |