Entrée pihi > pihina (pika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin' ny vy kely ilay hidin-tranodia afaka
Asiana rano mifantsitsitra: Piho rano kely aho fa mafana
Vonoina (jiro mirehitra amin' ny herimbaratra): Piho amin' izay ny jiro hatoriana
Akombona: Piho amin' izay ny elo fa efa maloka [1.1]
Explications en anglais To be closed, as a pocket knife or an umbrella [1.7]
Explications en français Qu'on ferme comme un canif ou un parapluie [1.8]
Morphologie 
Présent : pihina, pihiko, pihinao, pihiny, pihintsika, pihinay, pihinareo, pihin', pihin-, pihim-, pihi-
Passé : nopihina, nopihiko, nopihinao, nopihiny, nopihintsika, nopihinay, nopihinareo, nopihin', nopihin-, nopihim-, nopihi-
Futur : hopihina, hopihiko, hopihinao, hopihiny, hopihintsika, hopihinay, hopihinareo, hopihin', hopihin-, hopihim-, hopihi-
Impératif : piho
Synonymes apika

Anagrammes 

Entrée pihi > fihina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [1.1]
Explications en anglais A grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [1.2]
 A grasp, a grab, a clutching [1.7]
Explications en français Action de tenir, de retenir [1.3, 1.8]
 Action de serrer, d'embrasser [1.3]
Dérivés 
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée pihi > fihitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitazonana sy famikirana amin-kiry [1.1]
Explications en anglais A grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. [1.2]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée pihi > fihitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly [1.1]
Explications en anglais A large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] [1.2]
Exemples Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra. [2.996]
Vocabulaire 

Entrée pihi > fihitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ahitra mantra [1.1]
Explications en français  [Merina] (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odi-hozona (remèdes contre les commotions nerveuses). [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Entrée pihi > fihika (hika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mihika, ny olona voahidy ao amin' ny trano iray [1.1]

Anagrammes