Entrée pila
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] banga (antsy, ets.) [Rakotosaona 1972]

Entrée pila
Partie du discours   nom
Définition malgache   [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   battery [3.1]
Définition française   pile [3.1]
Vocabulaire  
Origine   Français: pile.

Mis à jour le 2009/09/01