|
|
|
|

Entrée1  pipa
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray
Explications en anglais  5  [1.7] a tobacco pipe
Explications en français  6  [1.8] pipe à fumer

Anagrammes  7  papy, pipa

Mis à jour le 2025/08/10