Entrée pirinty
Partie du discours nom
Explications en malgache [angl. print] Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin' ny taratasy, ka tarehintsoratra vy, izay atao hoe lohavy, no atambatambatra ho teny, dia asiana ranomainty ka apetaka miverimberina amin' ny taratasy ary dia ahazoana soratra mitovy betsaka azo anaovana gazety na boky [1.1]
Origine Anglais: print.

Mis à jour le 2020/07/31