| Entrée | 1 planety |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. planète] Ireo vongana goavana (anisan' izany ny tany) entin' ny herin' ny masoandro manodidina azy ary mandray hazavana avy aminy: Misy sivy ny planety fantatra hatramin' izao [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Astronomie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|