| Entrée | 1 plastika |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|