Entrée pne
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. pneu] Fingotra mafy vita boribory misy fingotra manify mibontsin-drivotra ao anatiny, fanaovana kodiaran' ny fiarakodia sy ny fiaramanidina [1.1]
Origine Français: pneu.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31