| Entrée | 1 pnemônia |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1] 4 karazana aretin'ny havokavoka [1.13] |
| Explications en français |
5 pneumonie [1.13] |
| Vocabulaire | 6 Santé |
| Synonymes | 7 amonia, tevika |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|