|
|
|
|

Entrée1  poahana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  poaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty
Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io
Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko
Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa
Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika
Exemples  9  [2.48] Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo.

Anagrammes  10  anapaho, anapoha, pahanao, poahana

Mis à jour le 2025/01/21