Entrée poika
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31