| Entrée | 1 poritsaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|