| Entrée | 1 portorikanina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina amin' ny tany atsinanan' i Haïti: Zanatany ela espaniola ny Portorikanina
4 Momba an' i Portorikò, 5 an' i Portorikò na avy any Portorikò: Mandray vokatra betsaka portorikanina ny Etazonia, toy ny kafe, siramamy ary voankazo [1.1] 6 Puerto Rican [1.1] 7 portoricain, portoricaine [1.1] |
| Vocabulaire | 8 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 9 portoriko, 10 portoriko |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|