Entrée posy
Partie du discours   nom
Définition malgache   [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: pousse-pousse.
Synonymes   posiposy
Illustrations  

Entrée posy
Partie du discours   nom
Définition malgache   ventin-drefin-kalavana anglisy [SLP: Voambolana]
Traduction française   pouce [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2010/09/14