Entrée | poty > foty | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Sakalava] Fihinam-body sy ravina [1.78] | ||
Entrée | poty > foty | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en anglais | [Provincial] Provincial for fotsy [Mal. putih.] [1.2] | ||
Phytonymes |
| ||
Entrée | poty > foty | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1] | ||
Vocabulaire | Jeu | ||
Synonymes | fotibaolina | ||
Origine | Français: football. | ||
Anagrammes | fito, foty |