Entrée raban-tsahona (raba, sahona)
Partie du discours expression
Définition malgache feon' ny sahona mihoraka
¶ fikorontanana noho ny tsy fisian' ny mpitondra fa samy manao izay tiany ny olon-drehetra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Irregularity, disorder, insubordination, lawless government, anarchy. See barnahiny, and baroa. This former part of this word is probably a corruption of arahaba [Richardson 1885]
Définition française coassement des grenouilles
¶ Fig. anarchie, désordre [Abinal 1888]
Synonymes fanjakana raban-tsahona ~ fanjakan' i Baroa ~ tany manjaka hova
Citations 

2012/03/03