Entrée | rafy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Taisaka] ireo vadin'ny mpampirafy [Rakotosaona 1975] | |||
Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena ¶ Olona mifaninana amin' ny tena ¶ Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao ¶ Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | an adversary, a rival [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | adversaire, rival [Hallanger 1974] | |||
Dérivations |
| |||
Analogues | rafilahy ~ rafivavy | |||
Citations | Proverbes contenant le mot rafy | |||
Entrée | rafy | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | a shrub. Moesa trichophiobia, Baker. Same as Voarafy. [Richardson 1885] | |||
Vocabulaire | Botanique: Herbe ~ Santé | |||
Nom scientifique | Moesa lanceolata, Moesa trichophiobia | |||
Synonymes | asaboratsy ~ voarafy | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |