Entrée raingena (raingy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ahodina mba hiteraka afo
Terena hanome zavatra
Loahana [1.1]
Explications en anglais To be rubbed or twirled so as to produce or increase fire. [1.2]
Morphologie 
Présent : raingena, raingeko, raingenao, raingeny, raingentsika, raingenay, raingenareo, raingen', raingen-, raingem-, rainge-
Passé : noraingena, noraingeko, noraingenao, noraingeny, noraingentsika, noraingenay, noraingenareo, noraingen', noraingen-, noraingem-, norainge-
Futur : horaingena, horaingeko, horaingenao, horaingeny, horaingentsika, horaingenay, horaingenareo, horaingen', horaingen-, horaingem-, horainge-
Impératif : raingeo

Mis à jour le 2023/01/20