Entrée rakipahalalana (rakitra, lala)
Partie du discours nom
Définition française tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [Beaujard 1998]
Définition anglaise encyclopedia [3.1]
Définition française encyclopédie [Rakotonaivo 1993]
Morphologie 
rakipahalalana
rakipahalalako
rakipahalalanao
rakipahalalany
rakipahalalantsika
rakipahalalanay
rakipahalalanareo
rakipahalalan'
rakipahalalan-
rakipahalalam-
rakipahalala-
-drakipahalalana
-drakipahalalako
-drakipahalalanao
-drakipahalalany
-drakipahalalantsika
-drakipahalalanay
-drakipahalalanareo
-drakipahalalan'
-drakipahalalan-
-drakipahalalam-
-drakipahalala-
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot]) [Rakotonaivo 1993]

2019/03/14