|
|
|
|

Entrée1 rambaramba
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika [1.1]
Explications en anglais  4 the rough wooden carriage used in dragging stones. [1.2]
Vocabulaire  5 Transports

Mis à jour le 2025/09/12