Entrée Ranandria
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sakalava] Teny fanajana iantsoana ny olona izay itenenana, toy ny "Andriamatoa, Ramatoa": Mba omeo rano aho, Ranandria [Rajemisa 1985]
   [Tanosy] tompokolahy [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] A word for raondriana [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2013/06/06