Entrée rangotina (rangotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ratraina amin' ny hoho: Norangotin' ny saka ny zanako [1.1]
Explications en anglais To be scratched [1.2, 1.7]
Explications en français Qu'on égratigne [1.8]
Morphologie 
Présent : rangotina, rangotiko, rangotinao, rangotiny, rangotintsika, rangotinay, rangotinareo, rangotin', rangotin-, rangotim-, rangoti-
Passé : norangotina, norangotiko, norangotinao, norangotiny, norangotintsika, norangotinay, norangotinareo, norangotin', norangotin-, norangotim-, norangoti-
Futur : horangotina, horangotiko, horangotinao, horangotiny, horangotintsika, horangotinay, horangotinareo, horangotin', horangotin-, horangotim-, horangoti-

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20