| Entrée | 1 raotina | 
| Radical | 2 raotra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   see Raotra [1.2] 6 to be carded; to be raked [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on carde; qu'on ratisse [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 tsy misy horaotina | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 anitaro, 15 anoraty, 16 aonitra, 17 iantrao, 18 iatrano, 19 natiora, 20 oritana, 21 raotina, 22 roatina, 23 taraino | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |