| Entrée | 1 Rapatsalahy José Paul |
| Mots élémentaires | 2 Rapatsalahy, 3 José, 4 Paul |
| Partie du discours | 5 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
6 Mpianatr' i "Bahut" (Lycée Galliéni) hatramin' ny farany izy, ka rahefa nahazo ny Baccalauréat "Philo" dia toa efa "voasoratra" handimby an-drainy teo amin' ny sehatry ny fanaovan-gazety. Nandia ny Sekoly Ambony momba ny "Journalisme" teto an-toerana, nanohy izany tany Amerika, ary nandalina farany tany Paris. Ary dia tsaroana ny nandalovany taona maromaro tao amin' ny Televisiona Malagasy, izay mbola teo am-piandohany tokoa tamin' izany fotoana izany. Nisy marika napetrany tao...
7 Sady nidodi-doha nandray andraikitra teto amin' ny Imprimerie Takariva izy, no toa mbola "voasoratra" ihany koa hamokatra tatara toa-an-drainy. 8 Dia tantara valo no vokatry ny fikirizany. [1.307] |
| Ouvrages littéraires |
9 Andry – Ady Saritaka 10 Andry – Aloka ML3 11 Andry – Eva Takalon' Aina 12 Andry – Mpikarama an' Ady 13 Andry – Rongonin' Avara-pi... 14 Andry – Rotaka Maty Paika 15 Andry – Vazimban' Ambato 16 Andry – Vohitry ny Horohoro |
| Mis à jour le 2026/03/06 |
|