Entrée rarana (rara)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato
Rarana tsy handeha eto ny mpianatra [1.1]
Explications en anglais To be prohibited, to be forbidden [1.7]
Explications en français Qu'on interdit, défendu [1.8]
Morphologie 
Présent : rarana, rarako, raranao, rarany, rarantsika, raranay, raranareo, raran', raran-, raram-, rara-
Passé : norarana, norarako, noraranao, norarany, norarantsika, noraranay, noraranareo, noraran', noraran-, noraram-, norara-
Futur : horarana, horarako, horaranao, horarany, horarantsika, horaranay, horaranareo, horaran', horaran-, horaram-, horara-
Impératif : rarao
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20