Entrée rasaina (rasa)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Didiana sy tetehina: Rasao ity omby i [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be cut up, to be carved [Richardson 1885]
Traduction française   qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf) [Abinal 1888]
Exemples   ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 78]
Morphologie  
rasaina
rasaiko
rasainao
rasainy
rasaintsika
rasainay
rasainareo
rasain'
rasain-
rasaim-
rasai-
norasaina
norasaiko
norasainao
norasainy
norasaintsika
norasainay
norasainareo
norasain'
norasain-
norasaim-
norasai-
horasaina
horasaiko
horasainao
horasainy
horasaintsika
horasainay
horasainareo
horasain'
horasain-
horasaim-
horasai-
rasao
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2015/09/12