Entrée Ratsimiseta Jasmina
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) ( Trézan) [3.1]
   mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [Rajemisa: Fiteny 3 page 66]
Traduction française   publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [Rajemisa 1966]
Vocabulaire  
Ouvrages littéraires   Dobla efatra
Izay mananda no resy
Ny tsy amoizako azy

Mis à jour le 2017/07/27