Entrée ravany > rava
Partie du discours participe
Explications en malgache Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay
Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao
Mitovy hevitra: ambony ambany ~ fongana ~ levona ~ miongana ~ mirodana ~ rota ~ simba ~ tsy misy vato mifanongoa [1.1]
Explications en anglais Ruined, destroyed [1.7]
Explications en français Démoli, détruit [1.8]
Exemples 
1Tsy ela dia rava ny trano; [2.470]
2Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472]
Morphologie 
Présent : rava, ravako, ravanao, ravany, ravantsika, ravanay, ravanareo, ravan', ravan-, ravam-
Passé : rava, ravako, ravanao, ravany, ravantsika, ravanay, ravanareo, ravan', ravan-, ravam-
Futur : ho rava, ho ravako, ho ravanao, ho ravany, ho ravantsika, ho ravanay, ho ravanareo, ho ravan', ho ravan-, ho ravam-
Dérivés 
 
Mots composés 
Hyponymes Trano rava (Randriamamonjy Esther)

Anagrammes 

Entrée ravany > ravana (rava)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy
Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray
Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [1.1]
Explications en anglais To be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [1.7]
Explications en français Qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [1.8]
Morphologie 
Présent : ravana, ravako, ravanao, ravany, ravantsika, ravanay, ravanareo, ravan', ravan-, ravam-, rava-
Passé : noravana, noravako, noravanao, noravany, noravantsika, noravanay, noravanareo, noravan', noravan-, noravam-, norava-
Futur : horavana, horavako, horavanao, horavany, horavantsika, horavanay, horavanareo, horavan', horavan-, horavam-, horava-
Impératif : ravao
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Entrée ravany > ravaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [1.1]
 Zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]
Explications en anglais An ornament, jewelry [1.7]
Explications en français Ornement, bijou [1.8]
 Décoration, parure [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  haingo
Proverbes 
Article 

Anagrammes