|
|
|
|

Entrée1  ravin-taratasy
Mots élémentaires  2 ravina, 3 taratasy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny felan' ny taratasy fanoratana [1.1]
Exemples  6  ka dia marina tsara ny fitoviany, na ny ravintaratasy, na ny fiteny ao anatiny, na ny sonian' Itompokolahy. [2.366#]

Mis à jour le 2025/09/12