| Entrée (1/3) | 1 ravoravo |
| Radical | 2 ravo |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 exultant [1.2] 6 joyous, happy [1.7] |
| Explications en français |
7 heureux, joyeux [1.8] |
| Exemples |
8 A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita!
[2.150#168]
9 Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 11 dihy ravoravo |
| Synonymes | 12 ravo |
| Entrée (2/3) | 13 ravoravo |
| Radical | 14 ravo |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en malgache |
16 Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1] |
| Explications en français |
17 terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 19 fotsy ravoravo |
| Synonymes | 20 taniravo |
| Entrée (3/3) | 21 ravoravo |
| Partie du discours | 22 nom |
| Explications en malgache |
23 karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Tanala]
[1.78] |
| Vocabulaire | 24 Zoologie: oiseaux |
| Anagrammes | 25 ravoravo, 26 rovarova, 27 voravora |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|