Entrée rebareba
Partie du discours adjectif
Explications en français Traînant, long et ample comme une robe [1.3]
Exemples 
1Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra [2.4]
2nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270]
Mots composés 

Entrée rebareba
Partie du discours nom
Explications en malgache Akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1]
Explications en français Habit large, long, traînant [1.3]
Exemples Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. [1.369]
Dérivés 
Proverbes 

Mis à jour le 2021/07/31