Entrée refona
Partie du discours adjectif
Définition malgache valaka, reraka noho ny hanoanana: Refona aho ka nijanona nipetraka teo ambody hazo, nihinana ilay tapa-mofo farany tao anaty kitapoko [Rajemisa 1985]

Entrée refona
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Sihanaka] noana [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2010/05/06