Entrée rehareha
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
¶ Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   pride, boasting [Hallanger 1973]
Traduction française   orgueil [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [Abinal 1888]
   vantardise [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée rehareha
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [Rajemisa 1985]
Traduction française   arbre [Abinal 1888]
Nom scientifique   Colea floribunda
Vocabulaire  
Analogie   reharehalahy ~ reharehavavy

Mis à jour le 2014/11/05