|
|
|
|

Entrée1  Rehefa tsy misy ny dokotera
Sous-titre  2  translation of the English original "Where there is no doctor"
Mots élémentaires  3 rehefa, 4 tsy, 5 misy, 6 dokotera
Partie du discours  7  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  8  Littérature: livres
Auteur  9 Werner David, Razafindriantsoa Zoely
Editions  10  Hesperian Health Guides. 2016. Pages: 338.
Texte  11 
1Fitsaboana atao ao an-trano sy ny finoan' ny olona
2Ireo aretina izay afangaro matetika
3Ahoana ny fomba fizahana ny mamary
4Ahoana ny fomba fikarakarana ny marary
5Fanasitranana tsy mampiasa fanafody
6Fomba fampiasa amin' ny tokony ho izy na tsia ny fanafody moderina
7Antibiotika: inona izy ireo ary ahoana ny fomba fampiasana azy
8Ahoana ny fomba famarana sy ny fanomezana fanafody
9Toromarika sy fepetra - mikasika ny tsindrona
10Vonjy taitra
11Sakafo: inona no hoanina mba ho salama
12Fisorohana: ahoana no atao hanalavirana ny aretina maro
13Aretina sasany tena mahazatra
14Aretina mafy mila fitsaboana manokana
15Aretin-koditra
16Ny maso
17Ny nify, ny hihy, ary ny vava
18Ny taovam-pivalanan-drano sy fananahana
19Fampahafantarana ho an' ireo reny sy mpampivelona
20Fanabeazana aizana - Mahazo zaza amin' ny isa izay irina
21Fahasalamana sy aretin' ny ankizy
22Fahasalamana sy aretin' ny zokiolona
23Boaty tahirim-panafody sy fitaovam-pitsaboana

Mis à jour le 2025/11/17