Entrée rehoka
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka: Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. [Vocabulaire: Santé]
¶ Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [Vocabulaire: Zoologie: (en général) ~ Son] [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2010/02/18