|
|
|
|

Entrée1 relijiozy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1]
Vocabulaire  4 Religion et Liturgie

Mis à jour le 2025/09/12