Entrée remby
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] fitadiavana, fihazana [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [Rakotosaona 1972]
 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
¶ Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise food gathered in the wilds [Hallanger 1973]
Définition française nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2011/11/24