| Entrée | 1 rendrirendry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran' ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin' ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana [1.1] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|