|
|
|
|

Entrée1  renivintana
Mots élémentaires  2 reny, 3 vintana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady.
6 Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]
Vocabulaire  7  Temps 8  Croyances

Mis à jour le 2025/11/17