| Entrée | 1 renty |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra:
4 Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray 5 Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: 6 Be renty izany raha lahateny 7 Haingonkaingony, angolankira: 8 Hira feno renty [1.1] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 28 tsy misy renty |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|