Entrée revelation > tsindrimandry
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [Rajemisa 1985]
   [ tsindry mandry ] fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [Rajemisa 1985]
Traduction française   [ tsindry mandry ] vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [Abinal 1888]
Articles  

revelation   
Apokalypsy
Fanambaràna
Revelation: [Baiboly]
fanambarana
revelation, disclosure [Hallanger 1973]
révélation, action de manifester [Hallanger 1974]

revelation   
Fanambaràna
fanambarana
révélation, action de manifester [Hallanger 1974]
poaka
révélation d'une chose cachée, d'un secret, d'un vol recélé; proclamation d'une loi [Abinal 1888]