Entrée ritsoka
Partie du discours nom
Définition malgache Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha
¶ Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2009/02/23